|
|
|
|

Teny iditra 1  vadipeo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny ilazana ny fivadiham-baninteny: mahandroa = mandrahoa [1.1]
4 voanteny ahitana fifamadihan-toeran-janapeo na renifeo: Ahitana vadipeo ao amin' ny nandrahoina sy nahandroina [1.62#1071]
5 Ny vadipeo rehetra:
abolalio
6 abolilao
7 abolasiro
8 abolisaro
9 abolasitra
10 abolisatra
11 ahandroina
12 andrahoina
13 bolasirana
14 bolisarana
15 bolasitra
16 bolisatra
17 fahandroana
18 fandrahoana
19 fandrao
20 fandroa
21 fandrirobola
22 fandroribola
23 fanindraosana
24 fanindroasana
25 
fanindraozana
26 fanindroazana
27 fibolasirana
28 fibolisarana
29 gagilahy
30 gigalahy
31 horintsona
32 horontsina
33 ianatsinomy
34 ianatsimony
35 ibolasirana
36 ibolisarana
37 indraosina
38 indroasina
39 indraosy
40 indroasy
41 indraozy
42 indroazy
43 kototany
44 tokotany
45 
mahabolasitra
46 mahabolisatra
47 mahandroa
48 mandrahoa
49 otazana
50 toazana
51 otazo
52 toazo
53 rimbona
54 rombina
55 rirotra
56 roritra
57 sakarivo
58 sakaviro
59 sendaotra
60 sendoatra
61 siotrafo
62 soitrafo
63 tafabolasitra
64 tafabolisatra
65 
terezana
66 tezerana
67 terezo
68 tezero
69 tolongoala
70 tongoloala
71 tsimandao
72 tsimandoa
73 vaomiera
74 voamiera
75 
[3.1]
Fanazavàna teny anglisy  76 metathesis [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  77 métathèse [3.1]
Voambolana  78  Haiteny
Tovy hevitra  79 fivaditsingampeo

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/06