|
|
|
|

Entrée1  kototany
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  (ny teny hoe tokotany ihany, saingy nisy vadipeo na fifamadiham-baninteny) Ny tany manodidina ny trano: Andeha milalao eny an-kototany amin' izay ny ankizy -- amin' io hevitra io dia mitovy fampiasa tsy misy valaka ny kototany sy ny tokotany, fa amin' ny hevitra ohatra kosa dia ny kototany no fampiasa matetika ka entina hilazana: 1) Ny fitambaran-javatra na vola misy na miasa: Kototanim-barotra, kototanin-karena. 2) Faritra tratra: Kototanim-pahaizana 3) Ambangovangony, fisehoana ankapobeny: Kototanin-tarehy. [1.1]
Tous les mots composés  4  4 combinaisons de ce mot
Autres orthographes  5  tokotany

Anagrammes  6 kototany, 7 tokotany

Mis à jour le 2025/10/08