|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 abolisatra |
| Fototeny | 2 bolisatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao mibolisatra na alefa handeha amin' ny tany malama: Aza abolisatra any ny savony, ry Koto
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 à faire glisser
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 10 abolasitra |
| Fivaditsoratra | 11 abolasitra, abolisatra, 12 asobilatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|