|
|
|
|

Teny iditra1  otazo
Fototeny  2 oty
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao otazana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4  otazo ireo voankazo ireo fa efa masaka [1.1]
Tsipelina hafa  5 otoazy, otoazo, toazy, toazo

Fivaditsoratra  otazo, 6 toazo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31