|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sakarivo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 alliance par le sang
[1.13] |
| Mpanahaka | 4 fanange, 5 fatidra |
| Teny iditra (2/2) | 6 sakarivo |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 [Bara] sakamalao
[1.78] 9 [Tanala] sakamalao: Sakarivo natao odi-vajañ': sady fañafody hañitrañitra [1.78] 10 [sakaVIro] [Bara+Tambahoaka] sakamalao [1.78] 11 anaran-kafa ilazana ny sakamalao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 ginger
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 gingembre
[1.3, 1.8, 1.13] 14 comme sakamalao [1.3] 15 [sakarivo, sakaviro] (de saka : produit de la cueillette ; et rivo : peu profond ; allusion au rhizome qu'on peut arracher sans instrument). On distingue ainsi plusieurs plantes voisines, généralement subspontanées, surtout : 16 [Bezanozano+Merina+Sihanaka] Zingiber officinale Roscoe (Zingiberaceae) 17 [Betsileo+Tanosy] Hedychium peregrinum N.E.Br. (Zingiberaceae) 18 [Betsileo+Merina] Plus récemment appliqué à Hedychium flavescens Carey & Roscoe et Hedychium peregrinum N.E. Br. (Zingiberaceae) [1.196] |
| Ohatra |
19 tapahina roa ny sakarivo, dia apetraka ivelan' ilay pakanto, ambonin-tany eo
[2.245#87]
|
| Voambolana | 20 Haizavamaniry: fifinto |
| Tsipelina hafa | 21 sakaviro |
| Tovy hevitra | 22 fakamalao, sakaitany, sakamalaho, sakamalao |
| Kamban-teny rehetra | 23 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | sakarivo, 28 sakaviro, 29 varakosy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/05 |
|