Entrée sakamalao
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] anamalao [Rakotosaona 1975]
 Zavamaniry masiaka mafanafana ny vodiny, latsadatsaka kely noho ny sakay
Mitovy hevitra: sakaitany ~ sakarivo [Rajemisa 1985]
Explications en anglais ginger [Hallanger 1973]
Explications en français gingembre [Hallanger 1974, SLP 1986]
  [Merina] (de saka : produit de cueillette ; et malaho : qui a un goût piquant, brûlant). Zingiber officinale Roscoe (Zingiberaceae), le gingembre, plante condimentaire bien connue, cultivée et souvent subspontanée. En médecine populaire, on s'en sert comme apéritif, cordial, en cas de digestion difficile et dans les insuffisances hépatiques. Voir aussi sakamalaokely. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Zingiber officinale
Autres orthographes 
Synonymes fakamalao ~ sakaitany ~ sakarivo ~ sakaviro
Exemples 
1Ny entana naondrana dia ny vary, ny omby, ny sakamalao, ny fary, ny vy. [Randriamamonjy: Tantara]
2Fadin' ny bevohoka ny homana sakamalao, fa maha-kamban-drantsana ny zaza, hono. [Rainitovo: Antananarivo]
3Mangahazo, ramirebaka, sakamalao sisa hita tamin' ny fivarotana tao an-tanàna [Andraina: Mitaraina]
4Tantely sy sakamalao atanintanina afo sy ravinkazo tanehina no asolosolo izany indraindray [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Citations 

Mis à jour le 2021/11/27