Entrée fandrao
Partie du discours conjonction [liste complète]
Définition malgache Teny entina milaza fanahiana na tahotra
¶ Sao dia, andrao, angoa: Matahotra aho fandrao miresaka amin' i dada ny mpampianatra anay [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise [fa and andrao.] Lest, for fear that. [Richardson 1885]
Traduction française de peur que. Niova akanjo izy fandrao fantatry ny olona: il a changé d'habit de peur d'être reconnu par les gens [Rajemisa: Grammaire]
Analogues  andrao ~ fandroa ~ mba ~ ndrao ~ sangoa

Mis à jour le 2020/07/31