Entrée andrao
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Sao, sangoa, mba tsy: Ovao ny akanjonao andrao fantany ianao [Rajemisa 1985]
Explications en anglais see fandrao [Hallanger 1973]
 lest, peradventure, fear lest. Same as fandrao [Richardson 1885]
Explications en français voir fandrao [Hallanger 1974]
 de peur que [Rajemisa: Grammaire]
Analogues  fandrao ~ mba ~ ndrao ~ sangoa
Exemples 
1Ka izany no anontaniako, fa andrao misy vaovao hoy izy. [Razoharinoro: Soratra]
2Ka aza atosi-bohon-tanana izahay, fa andrao menatra manan-kavana ihany. [Ndema: Antakay]

Entrée andrao (andra)
Partie du discours impératif du verbe passif andraina [liste complète]

Mis à jour le 2022/05/02