|
|
|
|

Teny iditra1  fibolisarana
Fototeny  2 bolisatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fikorisana noho ny tongotra tsy mahafahatra fa malama ny tany diavina:
5 Mafimafy ihany ny fibolisarany matoa nipitsoka ny tongony [1.1]
Tsipelina hafa  6 fibolasirana

Fivaditsoratra  7 fibolasirana, fibolisarana, 8 fisobilarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17