|
|
|
|

Teny iditra1  vaomiera
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fivorian' olona vitsivitsy notinendry mba handinika zavatra kasaina hatao na hanara-maso ny fanatanterahan-javatra notinapaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 commission [1.13]
Ohatra  5  vaomieran'ny Toekarena [2.606#61]
6  Ny vaomieram-pirenena no manendry ny filohany [4.27#2006/08/25]
7  Manana zo amin' ny toeran' ny filoha lefitra iray ny mpanohitra ary mitarika ny iray amin' ireo vaomiera farafahakeliny [1.320]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
Tsipelina hafa  9 voamiera
Tovy hevitra  10 komisiona

Fivaditsoratra  vaomiera, 11 voamiera

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12