|
|
|
|

Teny iditra1  roritra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fisintonana zavatra mafy; fanaovana izay hahahenjana zavatra iray tsy higarera; fitarihana zavatra mankamin' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 pulled in opposite directions; stretched out like rubber [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu'on tiraille; étendu comme du caoutchouc [1.8]
Ohatra  6  Izahay rehetra ireo, rahefa adinina ka tsy mahay, tsy maintsy misy fampahoriana madinika atao anay : roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  25 riritra, rirotra

Fivaditsoratra  26 rirotra, roritra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19