|
|
|
|

Teny iditra1  fandroritana
Fototeny  2 roritra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanintonana, fitarihana: Tsy nisy nahita ny fandroritany azy tamin' ny sandriny
5 Fanenjanana: Samy nanao izay afany ny an-daniny sy an-kilany tamin' ny fandroritana ny tady
6 Fanalavana, fanitarana: Tsy tsara ny fandroritana ny teny rehefa miady hevitra
7 Famivitana: Fanaon' ny mpampianatra ny fandroritana ny sofin' ny mpianatra raha maditra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 L’action de tirer, l’instrument [1.3#549]
9 traction, étirage [1.13]
Ohatra  10  Novelomina ny ompiompy kely madinika ka nanahiranan-tena ny fandroritana tsikobokobondanitra sy ny fanangonana taimanjinina an-tavy. [2.470#]
Kamban-teny rehetra  11 fandroritampaty

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09