|
|
|
|

Teny iditra1  mandroritra
Fototeny  2 roritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manintona, mitarika, misarika: Mandroritra olona amin' ny sandriny
5 Manenjana: Mandroritra anja-koditra
6 Manalava, manitatra: Fanaon-dRangahy io izany mandroritra resaka izany
7 Mamivitra: Fomban' ny mpampianatra ny mandroritra ny sofin' ny mpianany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to pull and stretch out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 tirailler; allonger en tirant [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  manaosintomahery, 15  mandrirotra, 16  manenjana, 17  manintona, 18  mitarika

Fivaditsoratra  19 mandrirotra, mandroritra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17