|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manenjana
Fototeny  2 henjana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao izay tsy hampilefitra, maninjitra: Manenjana kofehy
5 Manohitra: Sahy nanenjana tamiko izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to stretch tight; to carry out discipline strictly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 raidir, tendre [1.3, 1.8, 1.13]
8 résister [1.3]
9 appliquer une discipline sévère [1.8]
10 baleiner [1.13]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)16  manenjàna
Fototeny  17 henjana
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manenjana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  19 mananjeña, manenjàna, manenjana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21