|
|
|
|

Teny iditra1  roritina
Fototeny  2 roritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Sintonina, tarihina, sarihana: Aza roritinao mafy toy izao ny sandriko
5 Henjanina: Nororitiny ny lamboridin-tsoavaly dia nijanona tampoka ilay biby
6 Halavaina, itarina, taritina ho lava: Nororitiny ny filazan-javatra ka nanjary nahasosotra
7 Vivitina: Rorito ny sofin' io zaza io fa mandainga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to be pulled from opposite directions; to be stretched out like rubber [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on tiraille; qu'on tend en tiraillant [1.8]
Ohatra  10  matoa miteny izy, misy antony hatrany, saingy roritiny sy itariny izany fitenenana izany, ary tsy hadinony mihitsy ny mampahatsiahy anay ny toerana misy anay eo amin' ny fiaraha-monina. [2.472]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17