|
|
|
|

Teny iditra1  tezerana
Fototeny  2 tezitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ampisehoana tsy fahafaliana, ka toa maha ta hamely: Notezeran-drainy
5 Soa fa alim-pody loatra
6 Anarina, levilevena: Tokony hotezeranao ireo mpianatra ireo fa kamo [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11 terezana
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 terezana, tezerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02