|
|
|
|

Teny iditra1  sendaotra
Singan-teny  2 sendra, 3 loatra
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Mihoatra ny antonony; tafahoatra ny mety; tsy ara-drariny
6 Tezitra misafoaka: Mora sendaotra loatra Rangahy iny ka sarotra iraisamonina. [1.1]
7 misafoaka, tezitra mafy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 Qui dépasse les bornes, qui va trop loin, au-delà de ce qu'on voulait, inattendu, irréfléchi, accidentel [1.3]
9 furieux, irrité [1.13]
Ohatra  10  Arovy ny vava mihoatra è, Tandremo ny teny sendaotra; [1.437#]
11  Nony nandre Ilaidama, sendaotra mafy izy ka lasa nanirahany: « Inona izato iangonana? [2.298#]
12  Izao mantsy, ny Andriamanjaka, toneo ny fonao fa aza dia sendaotra loatra. [2.528#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Voambolana  15  Ontam-po
Tsipelina hafa  16 sendoatra

Fivaditsoratra  sendaotra, 17 sendoatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02