Entrée | 1 sendra |
Partie du discours | 2 adjectif ou adverbe |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
16 [1.1] tsitointoina, tointoina tsy nampoizina: Sendra nahita ny zandrinao aho anikeheo mifanena tsy nampoizina: Sendra an-drainao tany an-tsena aho |
Explications en anglais |
17 [1.2#596] incidental, occurring accidentally, happenning 18 [1.7] occuring by chance |
Explications en français |
19 [1.3#598] par hasard, accidentellement, au moment où 20 [1.3] qui rencontre par hasard: Sendra nifanena taminy teny an-dàlana aho (Je l’ai rencontré par hasard sur la route) ~ Ilay sendra nihinana iny izahay no tonga izy (Il est arrivé juste au moment où nous mangions) ~ Sendra azy teny an-tsena aho (Je l’ai rencontré par hasard au marché) 21 [1.8] qui arrive ou se passe par hasard |
Exemples |
22 [2.528#] Aza mba sendra izay vehivavy!
23 [1.281#] Nitady toko aho ka sendra vato. 24 [2.59#] sendra narary aho tamy ny izao. |
Synonymes | 25 sendrasendra |
Analogues | 26 tojo, sehatra, tohatra |
Anagrammes | 27 sandré, sendra |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |