|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahasendaotra |
| Fototeny | 2 sendaotra |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Faire agir par un premier mouvement, surprendre; faire agir sans réflexion, irriter
[1.3] |
| Ohatra |
5 Koa hitantsika amin' izany voalaza izany, fa tsy dia misy lehilahy entin-ditra fotsiny izao akory, ka avy hatrany dia hamono vady tsy misy antony, fa matetika' ny ataon' ny vavy ihany no mahasendaotra ny fo ka amelezan' ny tanana.
[2.346#31]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|