|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tovona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza fanampin-javatra eo ambony na eo anoloana; fanampin-javatra mba hahavo azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 ajoutage, addition [1.3#737]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how tovona

Teny iditra (2/2) 18  tovona
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 Kian-teny kely atohy eo aorian' ny fototeny: Ny tovona "man" dia matetika midika hoe manao ~ Asiana tovana "ina" matetika ny fototeny dia tonga matoantenin' ny iharana, toy ny hoe: laza / lazaina [1.1]
21 tsirinteny fanao eo anoloan'ny fototeny [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  22 Les préfixes qu'on trouve dans la composition des racines secondaires sont nombreux; s'ils sont terminés par n, ils se combinent avec la racine primaire selon les règles de combination. Voici les préfixes qu'on rencontre le plus souvent:
an~ anjara, anjaika, ambadika
bo~ boraraka, borera, bosesika
fi~ filoha, firitsoka, fisoko
fo~ forehitra, foretsika, forofotra
ha~ hadio, harisika, harefo
>ka~ kanosa, kambavy, kanonta
ki~ kirazorazo, kifafa, kilalao
ko~ kodedika, kofehy, koletaka
mo~ mokoko
sa~ sabaka, safelika, sahato
san~ sangodina, sangazona, sampotina
tan~ tangorona, tamberina, tangazona
to~ tohenjy, toletsy, tokalo
tsin~ tsingerina, tsinjara, tsimbadika
vo~ vozezika, vozihitra
za~ zatovo, zalahy
[1.12]
23 préfixe [1.13]
24 affixe [1.66.fr#14]
Voambolana  25  Haiteny
Mpanahaka  26  fanampy, 27  sanda, 28  tamby, 29  tovana, 30  tovana, 31  tozana, 32  tsirintenysaradroa, 33  tsirinteny, 34  tsofoka
Fikambanana  35  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how tovona
Ohabolana  36  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  37  Ny tsirinteny rehetra

Fivaditsoratra  38 avonto, 39 tovano, tovona, 40 vatono

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07