|
|
|
|

Teny iditra1  borera
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Malemilemy sy osa; gorera: Zaza borera [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 feeble, weak [1.2#437]
Fanazavàna teny frantsay  5 faible, flasque, mou, nonchalant, traînant, pendant [1.3#89]
Ohatra  6  koba manafin-tangena, mpamosavy mody borera, fahavalo mody sakaiza. [2.346#5]
7  nanaraka mbamin' izany dihy borera sy vikin' omby voakaravasy izany avy koa aza. [2.4#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  borera, 21 robare

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09