|
|
|
|

Teny iditra1  boreraina
Fototeny  2 borera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao migorera, atao mivaroraka:
5 Noborerainao ny entana ka aiza no tsy ho be very [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  boreraina, 10 iborerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17