| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/3) | 1 tambỳ | 
| Fototeny | 2vy | 
| Sokajin-teny | 3 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Mpiasa vy, mpanefy [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
5 an iron worker [1.2] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 forgeron [1.5] | 
| Voambolana | 7 Taozava-baventy | 
| Teny iditra (2/3) | 8 tamby | 
| Sokajin-teny | 9 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
10 zavatra omena ny mpampivelona [Sihanaka]
 [1.78] 11 Karama; vola omena noho ny raharaha niangaviana: Aza mihevitra ianao fa ny madinika no be azon' ny tambim-bola, fa ny lehibe sy vaventy indrindra [1.1] 12 valisoa ambonin'ny karama omen'ny mpampiasa [1.13]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
13 prime [1.13] | 
| Ohatra | 
14 Nefa inona izao no mba tamby azoko aminao?
[2.445#54] 
 15 livatra sy vola no nomena an-dRamahasarika ho tamby. [2.508#262]  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Kamban-teny rehetra | 37Fikambanana 2 amin' io teny io | 
| Teny iditra (3/3) | 38 tamby | 
| Sokajin-teny | 39 anarana | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
40 Riz paddy encore en gerbes qu'on donne en salaire aux moissonneurs (Dubois). [Betsileo]
 [1.196] | 
| Voambolana | 41 Haizavamaniry | 
| Fivaditsoratra | 42 mbaty, 43 tamby, tambỳ | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |