Entrée atamby (tamby)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Omena atao karama: Ariary folo no natambiko azy hitondra itỳ entan-kely itỳ tany an-tsena [1.1]
Morphologie 
Présent : atamby, atambiko, atambinao, atambiny, atambintsika, atambinay, atambinareo, atambin', atambin-, atambim-
Passé : natamby, natambiko, natambinao, natambiny, natambintsika, natambinay, natambinareo, natambin', natambin-, natambim-
Futur : hatamby, hatambiko, hatambinao, hatambiny, hatambintsika, hatambinay, hatambinareo, hatambin', hatambin-, hatambim-
Impératif : atambazo

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20