|
|
|
|

Entrée1  filoha (loha)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Olona nofidina na notendrena ho lehibe sy mpitarika fikambanana iray na firenena na antoko: Ny filohan' ny Nosy. / Noraisin' ny filohan' ny fikambanan' ny mpanao gazety izy (Mazàna ny lehiben' ny antokon-draharaha kosa na ny tompon' andraikitra amin' ny sokajin-draharaha iray, dia atao hoe Tale) [1.1]
Explications en anglais  4  the head, the director [1.7]
Explications en français  5  chef, directeur [1.8]
Exemples  6  Anambaran' ny vahoaka ny hetahetam-pony ny filoha. [2.445#]
7  Nanendry filoha vaovao isam-pianakaviana i Fohiloha. [2.508#]
8  Ny Minisitra misahana ny Fitsarana no filoha lefitra. [1.320#]
Morphologie 
9  Simple :
10  Préfixée :
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot filoha

Anagrammes  13  filaho, filoha, lafiho

Mis à jour le 2023/10/25