|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manovona
Fototeny  2 tovona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manampy avy eo ambony na avy eo aloha: Manovona a eo alohan' ny fototeny no fanaovana matoantenin' ny atao, toy ny hoe sondrotra -- asondrotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 ajouter, comme une assise de terre, ajouter quelque chose par-dessus le marché [1.3#737]
Ohatra  6  Tsy manovona ampen-tany [2.59#122]
7  Tsy mba ataonay toy izany ny fitiavana an' i Kelimafana, fa ataonay tefi-tanimanga, ka ny manala tsy misy, fa ny manovona no atao [2.587#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12 manovom-bity

Teny iditra (2/2)13  manovòna
Fototeny  14 tovona
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manovòna, manovona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21