|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kofehy
Fototeny  2 fehy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Zavatra amehezana na anjairana, ka mety ho taretra fanjairana izay, na tady mahazaka, na tady kely amehezana entana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 string. [1.2]
6 string thread [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 fil, ficelle [1.8]
8 fil [1.13]
9 (dans toute l'île) (de ko- préfixe augmentatif, et fehy : action de lier, d'attacher). Nom général des fibres et des écorces qui en fournissent. Surtout réservé aux fibres de corderie. Pour les fibres textiles, on précise kofehy azo tenomina. Voir l'étude de P. Boiteau et G. Rason : Ny zavamaniry ahazoana kofehy azo tenomina. (Les plantes à fibres textiles de Madagascar) dans la revue en langue malgache : teny soa sy mpamafy n° 30 juin 1943, p. 90-94, en langue malgache. [1.196]
Ohatra  10  Matokia manenona, fa tsara kofehy hanenjana. [2.346#23]
11  Ary ny vololony nozahany ka misy kofehy mafy. [1.436#]
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  14 Randzavola: kofehy ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)15  kofehy
Fototeny  16 fehy
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha toa ka eo amin' ny fotoana amonosana ny razana no tonga mamangy (Jereo koa: ranombary tsy masaka, solon-tsosoa, fao-dranomaso, rambon-damba, zara levenana) [1.1]
Tovy hevitra  19 solonkofehy

Fivaditsoratra  20 fohike, 21 hofike, kofehy

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08