Entrée solonkofehy (solo, fehy)
Partie du discours nom
Définition malgache Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha toa ka eo amin' ny fotoana amonosana ny razana no tonga mamangy (jereo koa: Ranombary tsy masaka, solon-tsosoa, fao-dranomaso, rambon-damba, zara levenana)
¶ (solon-kofehy) Anarana omena ny vola famangiana ny fianakaviana mana-manjo raha mby eo amin' ny famonosan-damba no tonga mamangy [Rajemisa 1985]
Traduction française [ solon-kofehy ] Argent donné aux enterrements [Abinal 1888]
Synonymes kofehy

Mis à jour le 2020/07/31