|
|
|
|

Entrée (1/2)1  azo
Partie du discours  2  participe
Explications en malgache  3  Lasa tompon-javatra: Azoko ilay loka lehibe [1.1]
4  Tratra, voasambotra: Azon' ny saka ny voalavo [1.1]
5  Voan' ny...: Azon' ny tazo tany an-tsiraka tany izy [1.1]
6  Takatry ny saina: Sarotra loatra izany teny izany ka tsy azoko [1.1]
7  Voaray: Azoko anikeheo ilay taratasy nalefanao afakomaly [1.1]
8  Ananana fahafahana manao: Tsy azo idirana ato [1.1]
9  Raha misy ny teny atao ao aorianany dia manana izany hevitra izany koa izy: Tsy azo atao ny miditra ato [1.1]
Explications en anglais  10  Possessed, allowed [1.2, 1.7]
11  Had, got, understood, permitted, can, may. It is used before any passive or relative verb, in the sense of can or may, as: azo atao, May be done. It also takes the place of our English -able, and -ible in making words into adjectives, as azo hanina, edible. [1.2]
12  Gotten [1.7]
Explications en français  13  Gagné, obtenu ; compris ; permis [1.8]
Exemples  14  ary raha izany, inona no haja sy voninahitra ho azoko; [2.293]
15  ary tsy hitanao angaha ity famonjena tampoka azontsika. [2.324]
16  Safosafo loha sy tambitamby no azony; [2.470]
17  izay mamin-dry zareo Raby jiosy fatratra ka notanany mafy, dia be hevi-dravina foana ka azo isaina koa ho karazan' ny "anganongano" voalaza eto. [1.38]
Morphologie 
18  Présent :
Dérivés 
19  Verbes actif :
20  Verbes passif :
21  Verbes relatif :
22  Noms :
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 
Proverbes  66  Proverbes contenant le mot azo

Entrée (2/2)67  azo
Partie du discours  68  conjonction
Explications en français  69  à cause de, parce que: Tsy vita ny raharaha azon' ny tsy fahatongavanao (Cela n'est pas terminé, parce que vous n'êtes pas venu) [1.3]
Tableaux et planches  70  Toutes les conjonctions

Anagrammes  71  azo, oza, zao

Mis à jour le 2023/06/18