|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  azoazo
Fototeny  2 azo
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Tiana araka ny fankasitrahan' ny maso, na ny sofina...: Iza no alainao amin' ireto satroka ireto? Itsy volombatolalaka no azoazoko
5 Metimety, tsaratsara, enti-milaza toe-pahasalamana tsy tsaratsara teo aloha ka efa metimety: Manao ahoana izany fanavianao? Efa azoazo fa misaotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 pleased with, preferred, grateful. [1.2]
7 found pleasing, approved of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 obtenu un peu, compris un peu: Tsy azoazoko ny teninao (Je ne comprend pas trop ce que vous dites)
9 préféré [1.3]
10 approuvé, préféré [1.8]
Ohatra  11  Mbola azoazoko an-tsaina ihany fa voalavo marary izy io [2.472]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  15 azoazon' ny vavony

Teny iditra (2/2)16  azoazo
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Ranon' afero [Provincial] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 bile. (afèro). [Tankarana] [1.19]
Voambolana  20  Haiaina

Fivaditsoratra  21 azoazo, 22 ozaoza

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09