|
|
|
|

Teny iditra1 fahazoana
Fototeny  2azo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4l'action de gagner, d'obtenir, de recevoir, d'atteindre, de saisir, de comprendre, de pouvoir, le moyen, le lieu. [1.3#69]
Ohatra  5 Faly dia faly, amy ny io ambony noho ny fahazoana zaza vavy. [2.59#323]
6 Eo amin'ny fahazoana pasipaoro dia ilaina koa ny sora-piankohonana. [2.117#123]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
8 Tovonana :
Tsipelina hafa  9fahazahoana
Kamban-teny rehetra  10toetra mampiavaka ny fahazoana mira ho katsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02