Entrée ahazoana (azo)
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais  [1.2]
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1Izao no tsy nahazoako nandrfitra izany (Voici pourquoi je n'ai pas pu supporter cela) [1.3]
2Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny [2.471]
3Ny tsy mba manana toa anay, voatery izy manao, ary izany no tsy ahazoana miretareta, fa tsy maintsy vita ny asa, ary vita haingana [2.472]
Morphologie 
Présent : ahazoana, ahazoako, ahazoanao, ahazoany, ahazoantsika, ahazoanay, ahazoanareo, ahazoan', ahazoan-, ahazoam-, ahazoa-
Passé : nahazoana, nahazoako, nahazoanao, nahazoany, nahazoantsika, nahazoanay, nahazoanareo, nahazoan', nahazoan-, nahazoam-, nahazoa-
Futur : hahazoana, hahazoako, hahazoanao, hahazoany, hahazoantsika, hahazoanay, hahazoanareo, hahazoan', hahazoan-, hahazoam-, hahazoa-
Impératif : ahazoy
Synonymes ahazahoana
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/19