Entrée | tenomina (tenona) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Atao tenona, izany hoe, atao lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy mitsangana sy mitsivalana: Notenomin' ny Ntaolo ny tsiratsiraky ny vatan' akondro nanaovany lamba atao hoe lamba sarika [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be woven [1.7] | ||||||||
Explications en français | Qu'on tisse [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |