|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tenona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanaovana lamba amin' ny fampidipidirana karazan-kofehy roa: ny tenany mitsangana ary ny fahany mitsivalana: Mahay tenona ve ianao?
4 Ny lamba vita araka ny voalaza etsy ambony: Mafy ve ny tenona betsileo? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 weaving [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 action de tisser, le tissu, les fils établis sur le métier du tisserand ou préparés pour être tissés [1.3]
7 tissage [1.8]
8 les fils de chaîne tendus sur un métier, et par extension l'action de tisser [1.196]
Ohatra  9  Ny tenona ataony tsy azo itafiana; [2.996#29.059.006]
10  tenona sy ny fanantana anenomana azy. [2.69#263]
11  nony vita ny tenona dia rongoana, rongo-firaka na vakampotsy no asiana. [2.48]
12  Tsy afenina kosa anefa fa tenon' ny tantara dia vokatry ny famoronan-tsaina, noho izany tsy mitory zavatra tena nisy. [2.472]
Haiendriteny 
13  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  24 Randzavola: tenona ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)25  tenona
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny frantsay  27 Imperata cylindrica (L.) P. Beauv. (Poaceae).
28 Grandidier préfère ce nom à tenina fichier manuscrit.
29 Il fait en effet référence à l'usage ancien comme textile grossier.
30 La plante fournit aussi une bonne pâte à papier.
31 Nous l'avons employée à cet effet pendant la seconde Guerre Mondiale.
32 Mais elle est surtout employée en sparterie par les artisans malgaches. [Betsileo, Betsimisaraka, Merina] [1.196]
Voambolana  33  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  35 entano, 36 ontane, tenona, 37 tonena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17