Entrée rambon-damba (rambo, lamba)
Partie du discours nom
Définition malgache ny vola entina mitsapa alahelo ny mana-manjo. Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana, raha toa ka efa voalevina ny razana no tonga mamangy (efa voalevina mifono lamba ny maty, ka ny famangiana manaraka aty aoriana dia toy ny rambo manaraka ny lamba). (Jer. koa: ranombary tsy masaka, solontsosoa, fao-dranomaso, kofehy, solon-kofehy, zara levenana) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a gift brought at the time of a funeral [Hallanger 1973]
Définition française participation financière apportée à un enterrement [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Exemples Sasao madio dia madio ny fery, dia alaina ny fangoka (rambondamba) sy ny lavenon-dambarano sy ny kelihomandrà (bozaka mandady tahaky ny sofin-totozy), ahandroina ny vary sosoa ridritra atao aman-dravina atao mahamay; [Callet: Tantara, page 116]

Entrée rambon-damba (rambo, lamba)
Partie du discours nom
Définition anglaise The fag-ends of a cloth, the thread left unwoven. [Richardson 1885]
 the end of a piece af weaving [Hallanger 1973]
Définition française frange au bout d'une étoffe qu'on tisse [Hallanger 1974]
Vocabulaire 

2016/07/09