|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lamba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra anaovana ny akanjo, vita amin' ny kiran-javamaniry, toy ny rongony, landihazo, rofia, izay tadina dia tenomina, -- na amin' ny akoran-dandy izay folesina sy ahasina amin' ny ampela dia aira sy tenomina -- na amin' ny volon' ondry lava sy matevina tenomina: Lamba inona no nanaovana iny akanjonao iny?
4 Tapadamba lavalava anisan' ny fitafian' ny Malagasy, izay ataony mandrakotra ny sorony ka asampiny amin' ny tomba samihafa: ny lehilahy manao azy fola-droa, ny vehivavy manao sampin-kaviana sampin-kavanana na sampimbalaka izay atao koahoe "tari-joro": Tsy mety, hoy ny Ntaolo ny mitafy lamba eoimason' ny tompony 5 Fanafohezana ny hoe "lambamena": Miomana ny hamono tomba an-draibeny sy renibeny ry zareo ao atsimo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the usual outer garment worn by the people. It is generally a piece of calico, from 4 to 5 yards long cut in two, and sewn together along the length. Also cloth in general. [It is interesting to note that in Borneo, Lamba is a yellow-flowered broad-leaved weed, from the strong fibre of which a kind cloth is made: and that the Swahili Arabs trading on the west coast in jiafotsy lamba have adopted the word as ramba]
[1.2] 7 woven cloth; clothing [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 tissu, vêtement; châle; pièce de toile qu'on porte autour des épaules
[1.8] 9 tissu [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 21 Toe-karena: zaitra |
| Kamban-teny rehetra | 22 Fikambanana 94 amin' io teny io |
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 24 Lamba |
| Singan-teny | 25 lamba |
| Sokajin-teny | 26 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
| Voambolana | 27 Haisoratra |
| Mpanoratra |
28 Rabemananjara Jacques |
| Fivaditsoratra | lamba, Lamba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|