|
|
|
|

Teny iditra1  tsirinteny
Singan-teny  2 tsiry, 3 teny
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anarana ikambanana ilazana ny tovona, tovana ary tsofoka na sisika [1.1]
6 teny rehetra ankoatra ny fototeny [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 morphème [1.13]
8 affixe (grammaire) [1.5]
Voambolana  9  Haiteny
Mpanahaka  10  tovana, 11  tovona, 12  tsofoka
Tsanganana sy sary iray takila  13  Ny tsirinteny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11