|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tamberina
Fototeny  2verina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina milaza ny olona mandeha, dia miverina; ny lasa kely dia tonga indray.
5Entina milaza koa ny mihodinkodina eo an-toerana ihany, na ny fivezivezena mandroso dia misangodina eo amin' izay nialana.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6action d'aller et venir, de tourner et de retourner, de rôder. [1.3#657]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  23Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)24 tamberina
Fototeny  25verina
Sokajin-teny  26 anarana
Fanazavàna teny frantsay  27rendement. [1.13]
Kamban-teny rehetra  28Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11