Entrée la
Partie du discours nom
Explications en malgache Fototeny milaza tsi-fanekena, fanoherana, fikirizana, tsy hanaiky, tsy hanao. (Rahefa asiana tovona hakambana aminy izy dia miova ho D ny L voalohany, araka ny efa voazava etsy ambony amin'ny hoe L = D). -- Indreto ny teny niaviany: Soehily la (tsy, tsia); Mag. enda (tsia), menda (mandà); Tir. enda (tsia); Maley enggan (mandà).
Tovona: man, maha, mampan, mifan, mampifan, fan, mpan. Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy; tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany [Lazain' ny Rakibolana vitan' i Rajemisa sy Richardson ary Abinal fa fanao ny hoe voalà sy tafalà] [1.10]
  [Taisaka] Fandavana [1.78]
  [Bara] Mandà, miodina [1.78]
 Tsy fetezana hanao, tohitra [1.1]
Explications en anglais Root of the following [compare to Swahili la, meaning no]: voala, lavina, mandà, mandandà, mafy la [1.2]
Explications en français Refus, reniement, renoncement, rejet, négation [1.3]
 Refus [1.5]
 Qu'on refuse, qu'on nie, qu'on rejette [1.8]
 Action de nier, de refuser [1.14]
Explications en italien Rigettare. Nandà ny zanany maditra ny ray aman-dreny: i genitori, hanno rigettato il figlio ostinato
Rifiutare. Nanda ny fanomezana ny olona: la persona ha rifiutato il dono
Negare. Manda ny marina ianao: tu neghi la verita [1.18]
Dérivés 
 
Mots composés 

Entrée la
Partie du discours conjonction [liste complète]
Explications en français  [Tanala] Si [1.6]

Entrée la
Partie du discours article [liste complète]
Explications en malgache Teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe DA na DIA. Ohatra: la tsara! : tsara! da tsara! : tsara dia tsara! la maro eke! : dia marobe re izy izany! [1.10]
 Teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe EFA. Ohatra: La maty va? : efa maty va? La tonga omale ia : efa tonga omaly izy. [1.10]

Entrée la
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Taisaka] Tonta (fiasana), mihintsana (volo) [1.78]

Entrée la-
Partie du discours particule [liste complète]
Explications en malgache Ny mpanondro anaram-bavy tokana amin'ny teny frantsay hoe LA no nakambany Malagasy amin'ny anarana tondroiny nony nogasiny ilay teny frantsay, toy ny hoe: latabatra (la table), lasoa (la soie), lasopy (la soupe), lapoely (la poêle), labiera (la bière), labozia (la bougie), ets. ets. [1.10]

Entrée
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Ao, etsy, eroa erỳ, izany, izay. Mettez là ce livre: apetraho ao (etsy, eroa) ity boky ity. Il était là tout à l'heure: vao haingana izy no tao. De là au village il y a deux cents pas: hatrao ka hatramy ny tanàna dia misy roan-jato mandingina. [1.4]
Explications en français  any, tany, ho any: là, à une certaine distance, pas visible
àny ho àny: quelque part là-bas; bientôt. [1.8]
  ao, tao, ho ao: là (pas visible) [1.8]
  eroa, teroa, ho eroa: là bien loin, visible [1.8]
  indry: voilà! là! [1.8]
  injao: là! (tout près) [1.8]

Entrée la
Partie du discours article [liste complète]
Explications en malgache  ny: La lune (Ny volana) [1.4]
Analogues  le ~ les

Entrée la
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache  izy, azy: Je la vois (Hitako izy, mahita azy aho) [1.4]
Analogues  le ~ les

Entrée
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en italien  eo (a vista); ao (non a vista); ary (lontano) [1.18]

Entrée la
Partie du discours article [liste complète]
Explications en italien  ny [1.18]

Entrée la
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache Ny feo fahenina amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1]
 Laharana faha-6 avy ambany amin-ireo litera renisoratra valo natao solom-peo amin'ny solfa, dia ireto izany (atomboka avy ambany): DO, RE, MI, FA, SOL, LA, SI, DO. [1.10]
Vocabulaire 
Analogues  do ~ re ~ mi ~ fa ~ sol ~ si
Illustrations 

Entrée La
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache Singa mivaingana, faha-57 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais Lanthanum. [3.1]
Explications en français Lanthane. [3.1]
Vocabulaire 

Entrée LA
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache Fanafohezan-tenin' i Los Angeles (adika hoe ny anjely rehetra): tanàna lehibe ao amin'ny faritanin'i Etazonia. [3.1]
 Fanafohezan-tenin' i Louisiana: fanjakana amin'ny ireto fanjakana dimam-polo ireto ao amin'ny faritanin'i Etazonia. [3.1]
Vocabulaire 
Illustrations 

Mis à jour le 2023/11/26