|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 azy |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Misolo olona enti-manolo ny izy raha atao teny fameno: Tia azy aoka izany ny reniny; na raha atao milaza tompon-javatra: Tonga hamangy an-dRakoto aho: azy ve itỳ trano amoron-dalana itỳ?
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 Him, her, it, them; his, hers, its, theirs. Accusative and possessive case of izy.
[1.2] 5 him, her, it, them (as object); his, hers, its, theirs [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Lui, elle, eux, le, la; à lui, à elle, à eux; c'est son tour ou leur tour. Il est nécessaire d'ajouter ireo à azy pour le pluriel, lorsque le sens n'est pas assez clair. Tsy mahalala azy aho: je ne le connais pas. Azy ity satroka ity: ce chapeau est à lui. Azy ny mantsaka rano anio: c'est à son tour d'aller chercher de l'eau aujourd'hui. Nanasazy azy ireo ny mpitsara: le juge les a mis à l'amende.
[1.3] 7 Lui, elle, eux, à lui, à elle, à eux. [1.5] 8 lui, elle, les; à lui, à elle, à eux. [1.8] |
| Mpanahaka | 9 izy, 10 ny |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 26 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | azy, 13 iza, 14 zay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|