|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ny
Partie du discours  2  article
Explications en malgache  3  Ny [1.78]
4  Enti-manondro zavatra na olona lazaina ankapobe: Ilaina ny vola. / Mendri-tsazy ny mpianatra kamo. [1.1]
5  Enti-manondro zavatra na olona voafaritra: Omeo ahy ny vola, fa ento ho anao ny lamba. [1.1]
6  Azo atao indraidray eo alohan'ny anarana sasantsasany iantsoana olona: Aoka re, ny Andriana, mba handeha izy. [1.1]
7  Azo atao eo alohan'ny teny hafa noho ny anarana izay ampiasaina ho toy ny anarana: Manaova ny marina, manaja ny ianao fa maniratsira kosa ny ialahy. Sarotra ny mitondra olona. Manembona ny any izy dia malahelo. [1.1]
Explications en anglais  8  The [1.2, 1.7]
9  Compare iny [1.2]
Explications en français  10  Le, la, les. [1.3#453, 1.5, 1.8]
11  Ny s'emploie comme article vocatif, devant les noms et titres honorifiques, tels que Andriana, manamboninahitra, ambony, lehibe. "Avelao aho, ny Andriana, mba handeha", permettez-moi, sire, de partir aussi. [1.3]
Mots composés 
Tableaux et planches  15  Tous les articles

Entrée (2/2)16  -ny
Partie du discours  17  pronom
Explications en malgache  18  Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana entina misolo ny olona tenenina: Fantatro Rakoto, nefa tsy mbola hitako ny tranony. / Tsy azony izany. [1.1]
Explications en anglais  19  His, hers, its, theirs, that, which; by him, her, them, or it. [1.2]
20  Tranony [trano]. His, her, its or their house. [1.2]
21  Lasany [lasa]. Taken by him, her, it or them. [1.2]
22  When added to trisyllabic words ending in -ka or -tra in the third person singular or plural and used absolutely, the whole syllable -ka or -tra is rejected before the -ny is added. [1.2]
23  Satrony [satroka]. His, her, its or their hat or hats. [1.2]
24  Tongony [tongotra]. His, her, its or their foot or feet. [1.2]
25  It is usual to elide the y of this word when followed by the article ny, and substitute it with an apostrophe, as: Tranon'ny olona: a person's house. Lazain'ny raiko: told by my father. [1.2]
26  His, her, its. their ; by him, by her, by it, by them. [1.7]
Explications en français  27  De lui, d'eux, d'elles, par lui, par eux, par elle, par elles. Ny tompony: le maître de lui, d'elle, d'elles, son maître, leur maître. Tiany: aimé de lui, d'eux, d'elles. Amboniny: au-dessus de lui. [1.3]
28  Terminaison euphonique. Farany: la fin. Tobia rainy: Tobie le père. Radama rainy: Radama I. [1.3]
29  De lui, d'eux, d'elles. Par lui, par eux, par elle, par elles. [1.5]
30  à lui, à elle, à eux; son, leur; fait par lui, par elle, par eux. [1.8]
Mots composés 
Tableaux et planches  33  Tous les pronoms
34  Tous les pronoms

Mis à jour le 2023/08/11