|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  fa-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe fatra

Teny iditra (2/7)3  fa~
Sokajin-teny  4  tovona [Fitanisana]

Teny iditra (3/7)5  fa
Sokajin-teny  6  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitovy hevitra amin' ny nefa, saingy: Kely vatana izy, fa matanjaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 but [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 mais [1.8]
Mpanahaka  10  kanjo, 11  nefa, 12  saingy
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 14 amin' io teny io

Teny iditra (4/7)14  fa
Sokajin-teny  15  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16 Mitovy hevitra amin' ny satria: Tsy afaka hiasa aho anio fa manavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 for, therefore, because, that. Tandremo, fa masiaka ny omby: take care, for the ox is fierce. Be, fa mangidy: much but bitter. Milaza fa handeha izy: he says that he will go. [1.2]
18 for, therefore, because [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19 car. Tsy nianatra izy fa narary: il n'a pas étudié car il était malade [1.12]
20 car, parce que [1.8]

Teny iditra (5/7)21  fa
Sokajin-teny  22  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  23 déjà [Sakalava-Mayotte] [1.405]

Teny iditra (6/7)24  fa
Sokajin-teny  25  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  26 efa [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  27 a contraction of efa [Provincial] [1.2]

Teny iditra (7/7)28  fa    
Sokajin-teny  29  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  30 Ny feo fahefatra amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1]
Voambolana  31  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  32  do, 33  la, 34  mi, 35  re, 36  si, 37  sol
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08