|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 ala |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 enti-milaza zavatra mitambatra maro, indrindra fa ny zava-maniry
[Betsimisaraka]
[1.78] 4 Fitambarana hazo maro be miara-maniry mandrakotra toerana iray malalaka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a forest, a wood [Mal. alas.]
[1.2] 6 a forest [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 forêt
[1.8, 1.13] 8 Forêt, nom général des forêts primaires ou encore faiblement modifiées par l'action de l'homme (pris adjectivement le même mot veut dire : touffu, où l'on pénètre difficilement). 9 Les Malgaches distinguent plusieurs catégories de forêts : 10 ala tsy vaky lay, ala mikirindro, ala mainty, 11 ala maizina, ala ngetroka, alam-bero, ala mazaotra, 12 ala vory, ala maty, ala fady 13 - ala-be : végétation xérophile dense sur les dunes fixées de sable roux. [Sakalava, Mahafaly] 14 Pour les forêts secondaires, voir savoka. [1.196] |
| Ohatra |
15 Mbola aiza re ny ala, Andriamatoa?
[2.643]
16 Nanao ny asa nandrasana taminy ala. [2.472] 17 mibirioka aho, may ny ala atsinanana; [2.69] 18 Raha misy mandoro ny ala dia ataoko meloka. [2.508] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 21 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Kamban-teny rehetra | 22 Fikambanana 109 amin' io teny io |
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 24 Soratra misy io teny io |
| Lahatsoratra | 25 Randzavola: ala ao amin' ny Baiboly |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/5) | 26 ala |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
28 Fakana, fanesorana
29 Fiaingana amin' ny toerana iray mba ho any amin' ny toeran-kafa. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
30 without, on the outside of, removed, freed from.
31 Much used in making compound words and phrases. 32 See afaka, aka, isotra, saraka. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
33 sortie, enlèvement
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 66 Fikambanana 73 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/5) | 67 ala |
| Sokajin-teny | 68 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
69 a provincial name for a serpent
[Provincial]
[1.2] |
| Voambolana | 70 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Teny iditra (4/5) | 71 alà |
| Fototeny | 72 la |
| Sokajin-teny | 73 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
74 Entina manohitra; ampiasaina mba hanoherana: Alavy ny hevi-diso ny fitanana ny marina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
75 ce qu'on emploie pour nier.
76 Alavy ny hevi-diso ny rariny: 77 employez la vérité contre l'erreur [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (5/5) | 82 alà |
| Sokajin-teny | 83 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
84 vohana
[Bara]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | ala, alà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|