Entrée |
hala
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Tambahoaka, Tanala, Tanosy]
maingoka: Mihira fonofonoka tsy mahay ody hala [Rakotosaona 1975]
|
| [Taifasy, Taisaka]
maingoka [Rakotosaona 1975]
|
| [Betsimisaraka]
bibikely manaikitra [Rakotosaona 1975]
|
| Karazam-bibikely izay valo ny tongony, efatra andaniny avy, ary ny vatany mizara roa: ny tratrany izay miraikitra amin' ny lohany, ary ny kibony boribory lehibebe; mamoaka tsiranorano io kibony io, izay tonga kofehy manify rehefa tratran' ny rivotra, atao hoe landinkala [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | a spider; a scorpion. [Mal. kala; Port Moresby makela.] [Richardson 1885]
|
| a spider [Hallanger 1973]
|
Traduction française | [Taisaka]
scorpion [Deschamps 1936]
|
| araignée [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Analogues |
halabe |
Citations |
Articles |
|
Entrée |
hala
|
Partie du discours | adjectif
|
Définition malgache | [Betsimisaraka]
tsy tiana [Rakotosaona 1975]
|
| Tsy fitiavana: Tsy tokony hasiana tombo sy hala ny ray aman-dreny ¶ Tsy tiana, tsy tiana mainty, tsy tian-kojerena: Halako ny olona ratsy fanahy ¶ Tiana be loatra: Halam-baratra ny hazo avo [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | hated, detested, abhorred. [Richardson 1885]
|
Traduction française | [Taisaka]
haï, détesté [Deschamps 1936]
|
Dérivations |
Mots composés, titres, noms |
|
|