|
|
|
|

Teny iditra1  maingoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Bibikely misy tanabeny roa mangeja eo anoloana, ary ny kibony miafara amin' ny rambo mifaingoka izay manindrona misy poizina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a scorpion [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 scorpion [1.3, 1.8]
Ohatra  6  Any am-piandrasana omby any izy dia ataony mijaly sy mitondra faisana ery ny omby izay andrasany, mpampitondraka ny volim-bahoaka, mpilalao bibilava sy maingoka ary biby madinika. [2.588#]
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  8  hefy, 9  mambambohitra
Lahatsoratra  10 Randzavola: maingoka ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  maingoka, 11 miongaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12