|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanalana
Fototeny  2 ala
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything. [1.2]
6 the act of removing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 action de prendre, d'ôter [1.8]
Ohatra  8  Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra. [2.245#]
Tovy hevitra  9 fanala
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 9 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)11  fanalana
Fototeny  12 ala
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15 soustraction [1.13]
Voambolana  16  Matematika: rafitrisa
Tovy hevitra  17 fangalana
Kamban-teny rehetra  18 mari-panalana
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  20 falanana, fanalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/16