Entrée vohana (voha)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Sokafana: Vohay ny varavarankely
¶ Anokafana varavarana: Vohay aho fa mangatsiaka
¶ Angatahan-dalana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to be opened; to have a door opened for one [Hallanger 1973]
Traduction française qu'on ouvre; pour qui on ouvre la porte [Hallanger 1974]
Morphologie 
vohana
vohako
vohanao
vohany
vohantsika
vohanay
vohanareo
vohan'
vohan-
voham-
voha-
novohana
novohako
novohanao
novohany
novohantsika
novohanay
novohanareo
novohan'
novohan-
novoham-
novoha-
hovohana
hovohako
hovohanao
hovohany
hovohantsika
hovohanay
hovohanareo
hovohan'
hovohan-
hovoham-
hovoha-
vohay
Synonymes vohaina
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31