|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 indrỳ |
| Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-manondro olona na zavatra tokana erỳ lavitra: Indrỳ lasa ny fiaramanidina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 behold! Here it is. See indro
[1.2] 5 look! there it is! [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 tiens!
7 le voilà (au loin) [1.3] 8 voilà! là! [1.8] |
| Teny iditra (2/3) | 9 indrỳ |
| Sokajin-teny | 10 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Misolo ny olona itenenana, fampiasan' ny samy vehivavy mifankazatra fatratra, na indraindray rehefa tezitra izaitsizy, toy ny "ialahy" amin' ny samy lehilahy: Indrỳ ve tsy mahita mpampianatra zavamaneno hampianatra ahy? / Taiza aho no hitan' indrỳ nanendrikendrika an' indrỳ
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 you (singular), used familiarly by mother to daughter
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 toi, s'emploie entre la mère et sa fille
[1.8] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
14 Ny mpisolo rehetra |
| Teny iditra (3/3) | 15 indry |
| Sokajin-teny | 16 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.78] |
| Tovy hevitra | 17 indriky |
| Fivaditsoratra | indrỳ, indry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|