|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  maha
Fototeny  2 la
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Afaka na tia mialà: Tsy mahalà eto aho fa tiako eto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 qui peut refuser [1.14]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)7  mahala
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9 be elanelana [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)10  Mahala
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  12 Mahlah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  13 Mahla [2.996]
Voambolana  14  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  15 Toko sy andininy momba Mahala

Fivaditsoratra  mahala, mahalà, Mahala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21