|
|
|
|

Entrée1 aprily
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Volana fahefatra amin' ny taona araka ny kalandrie vahiny izay arahina saika hatraiza hatraiza ankehitriny; misy andro telopolo ny volana avrily. (Raha samy haka anarana avy amin' ny teny vahiny ihany, tsy aleo ve ilay mifanakaiky amin' ny mahazatra no raisina?) [1.1]
Explications en anglais  4 April [3.1]
Explications en français  5 avril [3.1]
Vocabulaire  6 Temps
Synonymes  7avrily
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Tableaux et planches  84 Mesure du temps

Anagrammes  85 aprily, 86 rapily

Mis à jour le 2025/09/12